Teny iditra | 1 ambaramaina |
Fototeny | 2 ambara. maina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny ambaramaina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |