Teny iditra | ambasadaoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana Masoivoho, andrianjahonoany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An ambassador [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ambassadeur [1.8] | |
Lahatsoratra | Randzavola: ambasadaoro ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |