Teny iditra ambatolava
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tranon'ny loham-pianakaviana zandriny indrindra ka ataon'ny lehilahy ho fiheveren-draharaha [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] case du chef de la branche cadette ou se réunissent les hommes [Deschamps 1936]

Teny iditra Ambatolava (vato, lava)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vato, lava
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/30