Teny iditra (1/2) | 1 ambatolava |
Singan-teny | 2 vato, lava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
tranon'ny loham-pianakaviana zandriny indrindra ka ataon'ny lehilahy ho fiheveren-draharaha |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.82] [Taisaka]
case du chef de la branche cadette où se réunissent les hommes |
Teny iditra (2/2) | 6 Ambatolava |
Singan-teny | 7 vato, lava |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
9 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 10 Ambalavato, ambalavato, Ambatolava, ambatolava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |