Teny iditra ambavahoana (any, vavahoana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Efa akaiky ho faty
Mitovy hevitra: ambivitra ~ andohariana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Near death, just on the verge of death; also just come to the point of birth; of any appointed time being close at hand. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31