|
|
|
|

Teny iditra1  ambeno
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambenana [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] ambeno tsara io gadra io sao mandositra
Fototeny  4  ambina

Fivaditsoratra  5  ambeno, ambone, añombe, bomena, embona, Embona, mañebo, naembo

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03