Teny iditra | amberivatry | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | a shrub largely cultivated to supply food for silkworms. The seeds are also eaten by the natives. The leaves afford a green dye for cotton. It is known in Mauritius as Ambrevade. Cajanus indicus , Spreng. Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.) [Richardson 1885] | ||||||
Fandikana frantsay | ambrevade. Cajanus indicus, Spreng. [Abinal 1888] | ||||||
[Betsileo, Merina] (Comme ambarivatry). Cajanus indicus Spreng. Nom Illégitime = Cajanus cajan (L.) Millsp.(Fabaceae). [Boiteau 1997] | |||||||
Voambolana | Haizavamaniry: Ahitra | ||||||
Anarana siantifika | Cajanus indicus | ||||||
Tsipelina hafa | ambarivatry | ||||||
Teny mitovy hevitra | ambatry ~ antsotry | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny amberivatry io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |