|
|
|
|

Teny iditra1  amberivatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a shrub largely cultivated to supply food for silkworms. The seeds are also eaten by the natives. The leaves afford a green dye for cotton. It is known in Mauritius as Ambrevade. Cajanus indicus , Spreng. Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  ambrevade. Cajanus indicus, Spreng. [1.3]
6  (Comme ambarivatry). Cajanus indicus Spreng. Nom Illégitime = Cajanus cajan (L.) Millsp.(Fabaceae). [Merina] [1.196]
7  [Betsileo]
Ohatra  8  Volena akondro na amberivatry ny sisiny. [2.117]
9  amberivatry noladinim-bahy anie aho, ry zareo; [2.285]
10  Dingandingana namoa faharoa amberivatry namoa fahatelo alao ny latsaka alao ny navela nanova ka toa ahy hiany [2.131]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  12  ambarivatry
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny amberivatry io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31