Teny iditra | ambiana (amby) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihoatra ny: Manana tsaramaso fito zinga ambiana izahay raha hividy ianareo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [amby, excess.] An excess; used adverbially for "more than;" as, misy zato ambiana, There are more than a hundred. [1.2] | |
Tsipelina hafa | ambiena | |
Fivaditsoratra | ambania, ambiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06 |