|
|
|
|

Teny iditra1  ambihotse
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo fisakanana ny matoatoa tsy hiditra ny trano araka ny finoan' ny Sakalava [Sakalava]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] D'après la mention du Service Forestier 12814, porté sur le type de l'espèce : Olax lanceolata Cavaco & Keraudren (Olacaceae). Petit arbre mais à bois très dur. [Mahafaly]
Voambolana  5  Haizavamaniry
6  Fivavahana, finoana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  8  ambihotse, am-bohitse, ambohitse, itsemboha

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07