|
|
|
|

Teny iditra1  ambim-bava
Singan-teny  2  amby, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao
5  [1.13] vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] a surplus of food or other things
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc.
8  [1.8] excédent de nourriture et d'autres choses
9  [1.13] surplus
Ohatra  10  Noho izany dia hisy ambimbava mitentina. [1.384#]
11  Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#]
Voambolana  12  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21