Teny iditra ambinambina (ambina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Duplicatif diminutif [1.3]
Ohatra ny fivavahana no mody atao anton' izany, nefa raha ny marina dia ambinambiny fotsiny io [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : ambinambina, ambinambiko, ambinambinao, ambinambiny, ambinambintsika, ambinambinay, ambinambinareo, ambinambin', ambinambin-, ambinambim-, ambinambi-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31