Teny iditra ambin-drasa
Singan-teny amby ; rasa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny sisa nijanona rehefa vita ny fizarana hena ka tapitra nahazo ny anjarany avy ny olona rehetra eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le restant après le partage égal ou proportionnel
Figuré: la part honorifique réservées aux grands, aux chefs [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20