Teny iditra | 1 ambin-drasa |
Singan-teny | 2 amby, rasa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny sisa nijanona rehefa vita ny fizarana hena ka tapitra nahazo ny anjarany avy ny olona rehetra eo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] le restant après le partage égal ou proportionnel figuré: la part honorifique réservées aux grands, aux chefs |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |