Teny iditra | 1 ambin' olona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] olona tsy dia heverina ho inona loatra fa toa fanao tsentsin-davaka fotsiny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] quelqu'un qui ne compte pas; un aide supplémentaire en prévision de ... |
Singan-teny | 5 amby, olona |
Fivaditsoratra | 6 ambin' olona, animboloan, lanon-aomby, namboloina, nanimboloa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |