Teny iditra ambin-taona (amby, taona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny vary, ny haninkotrana sisa tsy lany rehefa tapitra ny taona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Name given to the old rice after the new rice has been gathered in. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay le riz, les provisions de reste au bout de l'année [Abinal 1888]

2013/12/08