Teny iditra | 1 ambin-taona |
Singan-teny | 2 amby, taona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny vary, ny haninkotrana sisa tsy lany rehefa tapitra ny taona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Name given to the old rice after the new rice has been gathered in. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] le riz, les provisions de reste au bout de l'année |
Fivaditsoratra | 7 ambin-taona, amboantany, Amboantany, anatambino, natambinao, tambinanao, tambinoana, tombananay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |