Teny iditra |
ambiroa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | the ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [Richardson 1885]
|
| the "second soul"; a ghost [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | la "seconde âme"; fantôme [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|