|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambivitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu
Voambolana  6  Kilalao
Tsipelina hafa  7  ankambivitra

Teny iditra (2/2)8  ambivitra
Singan-teny  9  vivitra
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ
Tovy hevitra  12  avivitra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25