Teny iditra (1/2) | 1 amboara |
Fototeny | 2 voara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a sheaf 6 [1.7] a sheaf of grain; a bouquet of flowers |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] gerbe 8 [1.8] bouquet de fleurs |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 11 Amboara |
Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny Amboara io |
Fivaditsoratra | 14 ambaora, ambarao, Amboara, amboara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |