Teny iditra amboaram-bary
Singan-teny amboara ; -bary (vary)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Gerbe de riz [1.3]
Ohatra ary ny mpiandry ondry dia nomena amboaram-bary valo isan-taona (ny vidin' ny amboaram-bary anankiray dia sahabo ho ariary). [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20