|
|
|
|

Teny iditra1  amboaram-bary
Singan-teny  2  amboara, vary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3, 1.196] gerbe de riz
Ohatra  5  ary ny mpiandry ondry dia nomena amboaram-bary valo isan-taona (ny vidin' ny amboaram-bary anankiray dia sahabo ho ariary). [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27