Teny iditra Ambohijoky (vohitra, zoky)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana frantsay village historique à 20km au sud de Tananarive (route d'Antsahadinta), situé entre la Sisaony à gauche et l' Andromba à droite, connu pour avoir été la forteresse des Manisotra. Analamasina était le nom primitif d'Ambohijoky... [Rajemisa 1966]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny tendrombohitra masina roambinifolo
Ohatra Ambohijoky, sy Ambatomalaza avaratr' Ambohijoky, samy itoerany ny Manisotra [Callet: Tantara]
Haianarantany vohitra, zoky

2013/03/28