|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambohitra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  3  Tany ambohitra dia nihorakoraka ny olona. [2.895#190]

Teny iditra (2/2)4  Ambohitra
Singan-teny  5  any, vohitra
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  8  ambihotra, ambohitra, Ambohitra, hambotria, itrobaham, mahabotry

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08