Teny iditra amboho (any, voho)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Aoriana [1.78]
 Ao ivoho, ao andamosina: Jereo ao amboho ~ Latsaka ao ambohoko ao ny fihogo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (am-boho) see voho. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Par derrière [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31