Teny iditra | 1 amboloina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Alaina fofona: Namboloin' ilay alika fotsiny ilay biby nohazaina dia hitany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be smelled |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qui est flairé, senti |
Fototeny | 6 ambolo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny amboloina io |
Fivaditsoratra | 12 amboloina, anamboloy, animboloa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |