Teny iditra |
ambonimandry
(ambony, andry)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Vovonana [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [1.78]
|
| Rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | The ridge of a house. (Prov.) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Panne faîtière [1.13]
|
|
Teny iditra |
ambonimandry
(ambony, andry)
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
[mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [1.2]
|
|
Teny iditra |
ambonimandry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Taolandoha [1.78]
|
Voambolana |
|