Teny iditra | ambonimandry (ambony, andry) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Bara] vovonana [Rakotosaona 1975] | |
[Betsimisaraka] lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Rakotosaona 1975] | ||
rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [SLP 1986] | ||
Fandikana anglisy | The ridge of a house. (Prov.) [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | panne faîtière [SLP 1986] | |
Teny iditra | ambonimandry (ambony, andry) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fandikana anglisy | [Provincial] [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [Richardson 1885] | |
Teny iditra | ambonimandry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] taolandoha [Rakotosaona 1975] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |