|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambonivohitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany
Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra
Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#30] citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale
Ohatra  6  [2.48] "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra:
7  [4.27#] Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra.
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  9  ambony, vohitra
Tohi-kevitra  10  ambanivohitra

Teny iditra (2/2)11  ambonivohitra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] the dead not yet buried
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3#30] se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02