Teny iditra ambontso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31