Teny iditra | 1 ambontso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm) |
Voambolana |
4 Haibiby: trondro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |