|
|
|
|

Teny iditra1  ambony ampanga
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mihoatra; manome zavatra ambony ampanga
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#29] donné en plus, par dessus le marché
Singan-teny  5  ambony, ampanga
Mpanahaka  6  amboniampanga

Fivaditsoratra  7  amboniampanga, ambony ampanga, mampibangoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21