Teny iditra | 1 amboramaitso |
Singan-teny | 2 ambora, maitso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry fanao ody tazo ny fakany (Strychnopsis thouarsii) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] Strychnopsis thouarsii Baill. (Menispermaceae). Le nom est déjà cité par Chapelier en 1803. Très amer, riche en alcaloïdes. Réputé fébrifuge. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |