Teny iditra amboribory
Sokajin-teny anarana
Ohatra Misy zavatra tsy azo vinanina Marina anefa fa mety iankinan' ny toetry ny olona sy ny anjarany ny tonon' andro sy ny tonom-bolana sy ny tonon-taona nahaterahany: fa ny zava-tsy azon' ny mpanandro atao, dia ny milaza amboribory hoe izay teraka alahamady toa an-dRamboasalama sy Ralambo dia ho lasa mpanjaka, ary izay teraka alahasaty dia ho lasa mpamosavy. [2.296]
Haiendriteny 
Tsotra : amboribory, amboriboriko, amboriborinao, amboriboriny, amboriborintsika, amboriborinay, amboriborinareo, amboriborin', amboriborin-, amboriborim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31