Teny iditra | 1 amboribory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Haiendriteny |
|
Ohatra |
4 [2.296] Misy zavatra tsy azo vinanina Marina anefa fa mety iankinan' ny toetry ny olona sy ny anjarany ny tonon' andro sy ny tonom-bolana sy ny tonon-taona nahaterahany: fa ny zava-tsy azon' ny mpanandro atao, dia ny milaza amboribory hoe izay teraka alahamady toa an-dRamboasalama sy Ralambo dia ho lasa mpanjaka, ary izay teraka alahasaty dia ho lasa mpamosavy. |
Fivaditsoratra | 5 amboribory, arobirobim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |