Teny iditra | 1 amborodao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sary mievotra vita amin' ny kofehy apetaka amin' ny lamba Galona, ravaky ny fitafian' ny manamboninahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] raised sewn borders or designs; gold brocade on uniforms; any raised ornamental sewing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] dessins en relief faits à l'aiguille sur l'étoffe; passementerie, brocart |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Tsipelina hafa | 7 borodao |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |