Teny iditra | 1 ambosina |
Fototeny | 2 ambosy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled. |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 abonina, abosina |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny ambosina io |
Fivaditsoratra | 12 ambosian, ambosina, asambony, asombina, manabosy, nambosia, sambonay, simbanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |