Teny iditra Ambositra (any, vositra)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana frantsay  [Rajemisa 1966]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny vadiny koa dia mba tonga tao Ambositra tao aoriana keliny. [Rajohanesa: Kintana]
2Teo amin' ny lemak' ivato atsimon' ambositra no nisy ny fifanazavana farany. [Andraina: Mitaraina, takila 145]
3voalohany tafika dia nankany Ambositra aminy Betsileo [Callet: Tantara]
Teny nalaina 
Haianarantany vositra
Sary 

2013/03/28