|
|
|
|

Teny iditra1  ambozizy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] by force, brutally
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] par la force, avec insistance
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11