Teny iditra amirapiratana (firapiratra (firatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ary tsy mety ny mivolo havan-kovangiana, ka manao toy ny masoandro avy atsinanana: ny avo ihany no amirapiratana; [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amirapiratana, amirapiratako, amirapiratanao, amirapiratany, amirapiratantsika, amirapiratanay, amirapiratanareo, amirapiratan', amirapiratan-, amirapiratam-, amirapirata-
Ny lasa : namirapiratana, namirapiratako, namirapiratanao, namirapiratany, namirapiratantsika, namirapiratanay, namirapiratanareo, namirapiratan', namirapiratan-, namirapiratam-, namirapirata-
Ny hoavy : hamirapiratana, hamirapiratako, hamirapiratanao, hamirapiratany, hamirapiratantsika, hamirapiratanay, hamirapiratanareo, hamirapiratan', hamirapiratan-, hamirapiratam-, hamirapirata-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20