Teny iditra amorona (morona)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy at the edge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay au bord, sur le bord [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Endriteny 
amorona
amorony
amoron-
amoron'
amorom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 6]

2015/05/23