Teny iditra ampahefany > ampahefatra (efatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ ampahefany ] Ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10]
 [ ampahefatra ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ampahefany ] One fourth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ ampahefany ] Un quart [1.3, 1.5]
 [ ampahefany ] Quartier [1.13]
Ohatra 
1ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366]
2Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69]
3Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996]
4Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293]
5Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ampefatra, ampahefany, ampahefatry, ampahefatr, ampahefa
Kamban-teny 
Mpanahaka  ampahatelo ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato
Ohabolana