Teny iditra | 1 ampanabaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] olona tsy taranak'andrirana nefa tsy nanompo teo amin'ny foko antemoro |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] roturier dans la hiérarchie sociale Antemoro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |