| Teny iditra | 1 ampanantenaina |
| Fototeny | 2 antena |
| Ohatra |
3 Inona no nampanantenaiko farany?
[2.270#131]
4 Mody mitady ilay vakana voahangy nampanantenainy. [2.895#109] 5 Nahoana no nampanantenainao ho vadin' io lahiantitra motena io aho? [1.508] 6 Anio isika no hanao ilay tsangatsangana nampanantenain-drainareo anareo, hoy Ineny. [2.332#42] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|