Teny iditra | 1 ampanarahina |
Fototeny | 2 araka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny ombivavy ampiraisina amin' ny ombilahy mba hahazoana taranaka |
Ohatra |
5 ampanarahina ny didy hitsivolana izany lisitra izany, ary nisy hatrany fanovanana ny lisitra izay natao. [4.27#] 6 Ka misy fitsofan-drano ampanarahina azy ireo manao hoe: "Enina ianareo, ho eni-noro sy henina velomana ny Razantsika. [2.436#] 7 Ary vola nampananaina talohan' ity Didy ity, dia ampanarahina izao koa ny zanany, ka raha misy maka mihoatra ka manao hoe : Talo-han' ny Kabarin' Andriana ny anay, na izao no efa nifanekenay voasoratra amy ny sakaizambohitra, fa tsy atao araka izao efa voadidiko izao ny zana-bola alaina, dia very ny volany. [1.123#] |
Voambolana |
8 Toe-karena: fiompiana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 ampanarahina, hampianarana, hanampairana, hanamparanay, nampiarahana, nanapariaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |