Teny iditra | 1 ampandrenesana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
3 [2.114#57.10] tsy maintsy tendrena ao anatin' ny fe-potoana 60 andro manomboka amin' ny nampandrenesana ny Filohan' ny Repoblika (doit être désigné dans un délai de 60 jours à compter de l'avis donné au Président de la République) 4 [2.270#90] Haniraka olona roa lahy any Ambohibary izahay hampandrenesana ny fahatongavanao |
Fototeny | 5 re |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |