Teny iditra | 1 ampandrio |
Fototeny | 2 andry |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampandriana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#41] |
Ohatra |
5 ampandrio tsara ny eritreritra! [2.470#] 6 ampandrio io hazo fisaka io (Couchez cette planche) [1.3#41>Ampandrio io hazo fisaka io (Couchez cette planche)] 7 ampandrio ny tany, ampandrio ny fanjakana, ary ambarao ny vahoaka izao teny izao. [2.508#] |
Fivaditsoratra | 8 ampandrio, ampandroi, mpidarona, mpirodana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |