Teny iditra ampango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Takela-bary maina maimay sady manitra miraikitra amin' ny vody vilany nahandroana azy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the burnt rice which sticks to the bottom of a cooking-pot on which water is poured. [Richardson 1885]
 burnt rice sticking to the pot [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay croûte de riz qui adhère au pot après la cuisson [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2009/02/23