Teny iditra | 1 ampango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Takela-bary maina maimay sady manitra miraikitra amin' ny vody vilany nahandroana azy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the burnt rice which sticks to the bottom of a cooking-pot on which water is poured. 5 [1.7] burnt rice sticking to the pot |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] croûte de riz qui adhère au pot après la cuisson |
Voambolana |
7 Toe-karena: hanina |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny ampango io |
Fivaditsoratra | 12 ampango, amponga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |