|
|
|
|

Teny iditra1  ampanoa mivohi-droa
Singan-teny  2  ampanoa, mivohitra, roa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  takelaka hazo mivohitra andaniny roa fanao kibo-na fefimerana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  panneau à plate bande [1.13]
Voambolana  6  Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08